AMMS "ASSOCIATION MIMOZA MADASPORT" - Madagascar Football



1. Madasport: à Bekoto 26/11/2011
Ny Madasport dia mbola eo ihany, izany hoe ny seniors sy ny U9 à U12 no manao fa ny U15 efa niakatra be ny niveau ny ankizy, ka mila miditra @ ireo club lehibe ry zareo, fa ny tournoi rehefa vacances dia mbola misy foana, sous forme de rassemblement. Ny mpikarakara dia eo daholo ary tsara ny ilazana fa resaka bénévolat ny association Madasport.
2. RAZAFIMANANA Donat 26/11/2011
Salama daholo nareo mpankafy kitra, zaho ndray tsy hoe kivy fa io zany tsy misy miracle zany fa ny fiomanana telo na efa-taona mialoha ny handraisana anjara @ fifaninana rehetra na eto an-toerana na any ivelany satria ilaina fahaiza-miaraka sy fahazarana io, ary raha te hahita vokatra isika dia dieny zao dia mitsilo ireo tanora lava sy be vatana 14 hatramin'ny 16 taona dia omena azy ny tena izy indrindra ho an'ireo défenseur sy poste 6, tsy mihanona fotsiny eo andrenivohitra fa mijery hatrany ambany ravinahitra any fa tena misy manambatana sy mandaka baolina mafy anie any e! fa raha zaho manokana no manao projet dia io no hataoko hitily ireo tanora nolazaiko teo ambony ireo any @ toerana rehetra eto Madagascar
3. Bekoto 14/11/2011
ary lasa aiza ilay madasport fa toa tsy hita intsony na dia ireo pikarakara azy dia nanjavona.Tena mampalahelo izany. Fa dia nisy inona loatra e?
4. Abdelhalim zazah ben madjidy 26/08/2011
Faly miarahaba ny mpankafy kitra malagasy rehetra ny tenako. Zaho dia anisany mpankafy barea nefa nohon'ny vokatra ratsy azon'ny barea dia hoatrany kivy ihany ny tena. Ka misy torohetra vitsivitsy ity mba harosoko asa raha mety aminareo:voalohany dia tokony arahi-maso tsara ireo mpilalao gasy izay milalao @ kleoba misy azy na eto madagasikara izany na any ivelany, tokony tsy holatsakin'ny 1,70 ny halavan'izy ireo. Isika dia tokony hitazona mpilalao fixe ary ny fanaovana lalao ara-pirahalahiana matetitetika no mahatonga azy ireo ho zatra miaraka fa tsy miandry fifanitsanana vao hanao fampivondronana
5. Fidy Andrianasolo 07/05/2011
Marina ny anao fa mila fanohanana ry zalahy fa ireo no antsika sady efa hita mba misy n'y ezaka rehetra etina mampandroso izany.
6. RANDRIAMANANJARA Serge Aimé 05/05/2011
Miarahaba tompoko!misaotra indrindra namela ahy hiteny malagasy aho ny manoratra ka noho izany tiako foana ny BAREA na resy na mandresy ka tsy misy tokony homeko tsiny mintsy na iza na iza. Fa izao kosa anefa sao dia mbola misy manantanteraka ny fanompoana sampy na sikidy ilay vato masina eo Mahamasina io fa na oviana na oviana dia tsy mba handresy mintsy isika zay fa dia mirary soa ho an'i Barea ny tenako tompoko...
| PARTENAIRE OFFICIEL |
FMF | COUPE D'AFRIQUE DES NATIONS |
LEAGUE DES CHAMPIONS |
CHAMPIONNAT D'AFRIQUE | PARTENAIRE ECO-SYS |
|
PRINCIPAUX PARTENAIRES : |














1. Par Edward le 06/02/2012
Good post….thanks for sharing.. very useful for me i will bookmark this for my future needed. thanks ...
2. Par Razakanantenaina pascal le 01/02/2012
je suis d 'accord avec vous , j espère que ça va bientôt changer !!!
3. Par ryo le 30/01/2012
You made a great point in this post. I just spent some time reading all your posts and I must say you ...
4. Par ryo le 30/01/2012
I think this style for you ,and its popular, please to visit my page ~~click my name or the message des~^ ...
5. Par Ryo le 29/01/2012
You made a great point in this post. I just spent some time reading all your posts and I must say you ...
6. Par zanatany le 29/01/2012
c'est bien dommage mais dans la situation actuel du pays je pense qu'ily a d'autres priorites.quels ...
7. Par balabe le 28/01/2012
Béria(cap),Andriatsima,anicet,voavy Paul,johan paul,Pierrick Rakotoharisoa,Andy Rakotomanga,Mamy ger ...
8. Par Gasy Footbook le 27/01/2012
Izao fiche izao tokoa dia tsara ho fantatra na ho an'ireo tompon'andraikitra na hoan'ireo mpankafy. Misy ...